Entrée | 1 tenindahy ririnina |
Mots élémentaires | 2 teny, 3 lahy, 4 ririnina |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 raha sendra misy mahita ny tenindahy mamony amin' ny ririnina (fotoana mahamaina azy) dia mihevitra izany ho fambara loza [1.1] |
Vocabulaire | 7 Croyances |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |